Teny iditra | voafora (fora) | |||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |||
Fanazavàna teny malagasy | Nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Circumcised [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Circoncis [1.3] | |||
Ohatra | Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo.
[1.353] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | finora | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |