Teny iditra | zara hasim-pototra | |
Singan-teny | zara ; hasina ; fototra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Zara hasina iraisam-pirenena iaingana raha handrefy zara hasina iray [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Méridien d'origine [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | zara hasim-piaingana ~ zara hasim-pialana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |