| Teny iditra | teboka roa | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | teboka, roa | |
| Mari-pijanonan-tsoratra fampiasa: -a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely -b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho -d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako" [1.1] | ||
| Colon [3.1] | ||
| Deux points [1.5, 1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | teboka telo ~ teboka aman-paingo ~ teboka famaranana | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Mari-tsoratra sy marika hafa | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
|