Teny iditra (1/5) | 1 ako |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiverenan' ny feo mahadona zavatra, toy ny rindrina na tamboho na tendrombohitra Fiverenana any aoriana: Ao ny tsantan' ny andro taloha sy ny hiran' ny fahazazako no milevina ka tsy mifoha na miverina mba hitondra ako! (J.-J. Rabearivelo) 4 [1.13] tamberim-peo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] an echo; a reverberating sound. 6 [1.7] an echo |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8, 1.5, 1.13] écho |
Voambolana |
8 Feo |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny ako io |
Teny iditra (2/5) | 13 ako |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.13] inverse |
Voambolana |
16 Matematika: rafitrisa |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/5) | 18 ako |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.13] impulsion |
Voambolana |
21 Fizìka |
Teny iditra (4/5) | 22 akô |
Sokajin-teny | 23 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.78] [Betsimisaraka]
ao |
Teny iditra (5/5) | 25 ako |
Sokajin-teny | 26 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.78] [Taimoro]
tahaka, hoatry |
Fivaditsoratra | 28 ako, akô, aok, kao, koa, oka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |