|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miako
Fototeny  2  ako
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  misy tamberim-peo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  résonner [1.13, 1.5]
6  faire écho [1.5]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  miako
Fototeny  12  ako
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Voambolana  14  Matematika: alijebra
Fanazavàna teny frantsay  15  réciproque, bijectif [1.13]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  17  kamiô, makio, miako, mikoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09