Teny iditra |
hala-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe halatra
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
hala
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Tsy tiana [1.78]
|
| Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Hated, detested, abhorred. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Haï, détesté [1.82]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
hala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka, Tanala, Tanosy]
Maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala [1.78]
|
| [Taifasy, Taisaka]
maingoka
[1.78]
|
| [Betsimisaraka]
Bibikely manaikitra [1.78]
|
| Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.] [1.2]
|
| A spider [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Scorpion [1.82]
|
| Araignée [1.8]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|