Teny iditra |
hosy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fiasana tanimbary amin'ny omby [1.78]
|
| Fanitsahana amin' ny tongotra Fanaovana tsinontsinona; famakiana ny bainga an-tanimbary mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hoketsana; fambaboana fananan' olona. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The act of trampling the mud in the rice fields [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de piétiner les rizières [1.8]
|
| Rizière irriguée Action de piétiner [1.13]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
hosy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Tady [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fil, câble [1.13]
|
Voambolana |
|