| Teny iditra (1/3) | 1 ira |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka.
[1.1] 12 landy, voafoly, voatsody [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 écheveau
[1.13] |
| Teny iditra (2/3) | 14 irà |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny
[1.1] 17 toerana avo iavian'ny rano [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 amont
[1.13] |
| Voambolana | 19 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 20 era |
| Tohi-kevitra | 21 anava, ava |
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe ira |
| Teny iditra (3/3) | 23
ira
![]() |
| Sokajin-teny | 24 endritenin' ny hoe aller |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 matoanteny frantsay "aller": Il ira (Handeha izy)
[3.1] |
| Fivaditsoratra | 26 arỳ, àry, ary, irà, ira, 27 ray, 28 ria |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/06 |
|