|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  -kira
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe hira
Ohatra  3  Toy izany koa ny feon-kira, ets. [2.346#4]
4  Vazobe koa no karazan-kira anankiray [1.437]
5  Io dia tonon-kira fankalazana na fiderana [1.318]

Teny iditra (2/3)6  kira
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.7] the scales of fish
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.8] les écailles des poissons
Voambolana  10  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/3)11  kira
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Taisaka] fiotazam-bomanga
14  [1.1] Ny vanditry ny ravinkazo
Ny tsiratsiraky ny ravinkazo na tahon-kazo toy ny hozatrozatra izay azo atao kofehy: Ny kiran-drofia dia hoza-dravina fa ny kiran-tahon-drongony kosa dia hozataho.
15  [1.13] vanditra misampantsampana hita eny amin'ny pela-dravina
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.7] vegetable fibers
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.19] [Tankarana] nervure (comme celles du raphia).
18  [1.8] fibres végétales
19  [1.13] nervure
20  [1.196] Nervures des feuilles et surtout la nervure principale ou « côte ». Quelquefois aussi nom des plantes dont on détache la nervure principale pour divers usages
21  [1.196] Longues fibres ou épidermes susceptibles de se détacher de certaines feuilles, comme celles du rafia, Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae)
Voambolana  22  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Sampanteny 
23  Matoantenin' ny mpanao :
24  Matoantenin' ny iharana :
25  Matoantenin' ny fameno :
26  Anarana :
27  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra  33  kary, -kira, kira, rika

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16