|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitokona
Fototeny  2  tokona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto
Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina
Ohatra  5  Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470]
6  Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany. [2.471]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mitokòna
Fototeny  12  tokona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitokona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]

Fivaditsoratra  16 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21