|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  Toamasina
Singan-teny  2  toa, masina
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Ohatra  4  Tsy mihoatra an' toamasina mianatsimo na oviana na oviana ny sambolay! [2.471]
5  Vao vita kelikely ny lalam-by Antananarivo-toamasina, dia nasiany sampana avy ao Moramanga mankany amoron' Alaotra. [2.472]
Voambolana  6  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/3)7  Toamasina
Singan-teny  8  toa, masina
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  10  nom français: Tamatave [3.1]
Voambolana  11  Haitoetany: tanàna
Sary 
12 

Teny iditra (3/3)13  Toamasina
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra telo ao anatiny: Analanjirofo, Alaotra Mangoro, Atsinanana [3.1]
Voambolana  16  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny faritany enina
Sary 
24  25 

Fivaditsoratra  26  amotsiana, anamatosy, Toamasina

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30