|
|
|
|

Teny iditra1  afaha loza aman-antambo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] may (you) be free from all danger and calamity.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] [afaha loza amin' antambo] soyez exempt de malheur
Ohatra  5  [2.857] fa aza ny ratsy no ifanodiavana, dia afaha loza amana an-tambo isika mianakavy;
6  [2.587] Trarantitra aza marofy hianao, mandrosoa voninahitra, misandrata amtn' izay ambony indrindra, ho vivato aina ary afaha moramora amin' ny loza sy ny antambo!
Singan-teny  7  afaha, loza, amana, antambo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07