|
|
|
|

Teny iditra1  afamandeha
Singan-teny  2  afaka, mandeha
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  lasa mankaty an-tanana ny eritreritra fa ny eritreritra no afamandeha, ka lasa izy. [2.59]
5  Vizaky ny fitdoran-dava tsy misy fiafarana eo am-pandriana ny tongony, tahaka voafatotra tsy afamandeha hijery ny voliny. [2.470]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny afamandeha io

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13