Teny iditra | 1 Afomarolahy |
Singan-teny | 2 afo, maro, lahy |
Sokajin-teny | 3 anaram-poko |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.354#32] une composante de l'ethnie Tandroy |
Ohatra |
5 Ny Afomarolahy dia milaza fa avy any Imerina, ny Andriambita avy any Anosy ary ny Antedoho avy any Antsakalava. [2.508] |
Voambolana |
6 Tantara: firenena |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |