Teny iditra | 1 afoy |
Fototeny | 2 foy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 alana [Taisaka]
[1.78] 5 Omena tanteraka, atao sorona: Nafoin' izany lehilahy izany hoan' ny tanindrazany ny ainy 6 Tsy antenaina intsony: Nafoikony famantaranandroko very [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to be forsaken, to be abandoned, to be forgotten, as the dead. [1.2] 8 to be given up [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on abandonne [1.3#180, 1.8] 10 qu’on cède, qu’on sacrifie, à quoi on renonce, qu’on rejette: Nafoiny ho an’ ny sakaizany ny ainy (Il a sacrifié sa vie pour son ami) ~ Nafoiko ny peratro very (J’ai renoncé à l’anneau que j’ai perdu [1.3#180] |
Ohatra |
11 Ny nofo anefa no afoy fa ho tratram-pahalovana! [1.272] 12 Tsy afoy kosa na dia zaza am-pombaina anio aza. [2.245] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 17 afoi, afoy, foay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29 |