|
|
|
|

Teny iditra 1  ahatazanana
Fototeny  2 tazana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ny andrefana no ahatazanana an' Iavoko, tendrombohitra vokoka nitahiry afo fahizay. [2.499#39]
8  Koa tamin'izao trano lehibe rihan-droa misy lavarangana kely eo andrefan-trano izao no nahatazanany an-dRazaimalala. [2.324]
9  Efa hatramin' ny fahazazako no nahatazanako io nosy kely io sy naniriako ny hahita izay ao aminy, fa tsy nety tanteraka izany fikasana izany. [2.471#51]
10  Teo an-kilan' ny trano no nisy ny fahitr' omby, izay nahatazanan' izy telo lahy mpiasa roa lahy mitondra langilangy mivezivezy eo anoloan' ny vavahady. [2.472#212]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19