|
|
|
|

Teny iditra1  ahibano
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: ahitra
4  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  5  Ahitra fotsy mamiratra fanaovana satroka be sofina an-dehilahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  An herb from which a superior kind of straw hat is made. Cyperus (?) sp. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Herbe dont on tire la paille à chapeaux [1.3]
8  (de ahitra = herbe, et vano = héron ; plantes des bords des eaux, poussant aux endroits que fréquente le héron). [1.196]
9  Cyperus nudicaulis Poir. (Cyperaceae) ; utilisé en sparterie (nattes, chapeau, etc.) [1.196]
10  Floscopa glomerata (Willd. ex Schult. & Schult. f.) Hassk. (Commelinaceae) ; fourragère, passe pour accroître le rendement laitier des vaches. Nom relevé par Descheemaeker. Salvia leucodermis Baker (Lamiaceae). On lui attribue de grandes vertus médicinales ; décoction administrée dans les fièvres éruptives, contre les manifestations de la syphilis secondaire, etc. Jus exprimé contre les douleurs provoquées par les caries dentaires, par instillation. [1.196]
Ohatra  11  Ny an' ise, ry Trimo kosa, dia ny satroka ahibano. [2.1022]
12  Indro ny satrony ahibano nanaraka ny lefona nitsim-badika lavitra. [2.895]
13  Mendri-kaja tokoa ny fijery azy amin' izato akanjo malabary zandiana sy izato satroka ahibano be sofina, ary izato somotra efa mangoratsaka toy ny tariby volafotsy. [2.643]
Singan-teny  14  ahitra, vano
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17  ahibano, hobaiña, hobiana, ibahano

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13