Teny iditra (1/2) | 1 akalana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazam-panaky ny Ntaolo, iva, fohy tongotra, natao fitoerana raha kely ary fikapana hena raha lehibebe; avy amin' itỳ karazany faharoa itỳ no niavian' ilay fomba fiteny manao hoe: Misolo vaika ny akalana ka mikapa hena ambony fe [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a chopping block [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 escabeau, tabouret, coussinet [1.3#13, 1.5] 8 escabeau qui sert de damier pour le fanorona, hâchoir, la bûche sur laquelle on fend le bois [1.3#13] |
Ohatra |
9 Indry izy nisaingisaingy miala ny akalana nitombenany ka nikiraviravy teo an-tongo-pandriana. [2.470] 10 Nisy akalana iray koa natao hipetrahan' I Dada. [2.472] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny akalana io |
Teny iditra (2/2) | 14 akalana |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
17 Serait le nom d'une Rubiaceae herbacée d'après Dandouau. [Tsimihety]
[1.196] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |