Teny iditra (1/3) | 1 akanjon-goaika |
Singan-teny | 2 akanjo, goaika |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ny fehitenda fotsin' ny goaika [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 The white feathers on the neck and breast of crows [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 le collier blanc des corbeaux [1.3] 7 costume ou collier des corbeaux [2.415] |
Voambolana |
8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 9 lamban-goaika |
Teny iditra (2/3) | 10 akanjon-goaika |
Singan-teny | 11 akanjo |
Sokajin-teny | 12 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
13 habit, toilette invariable [1.3] |
Voambolana |
14 Toe-karena: zaitra |
Teny iditra (3/3) | 15 akanjon-goaika |
Singan-teny | 16 akanjo |
Sokajin-teny | 17 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
18 haren-tsaina amam-pahaizana ifandovana... 19 enti-milaza zavatra nentim-paharazana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 dignité, biens, aptitudes de famille qui passent de père en fils 21 droit évident qui saute aux yeux comme le collier des corbeaux [1.3] 22 se disait de ce qui saute aux yeux et de ce qui est invariable [2.415] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |