Teny iditra (1/4) | 1 akao |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
ao, milaza sady manondro zavatra anaty harona na vata 4 [1.78] [Bezanozano, Sihanaka] ao |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.19] [Tankarana]
là. |
Ohatra |
6 I ke tsy Faralahy Betombokoantsôro, naty zahay, ho ireo boaka akao. [2.150] 7 nefa tsy nety nihinana tamin' iny izy, fa hoy izy : "akao ravin' akondro aho hihinanako. [2.69] |
Voambolana |
8 Toerana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 10 akao |
Fototeny | 11 ak |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akaina [Fitanisana] |
Teny iditra (3/4) | 13 akao |
Fototeny | 14 aka |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony akana [Fitanisana] |
Teny iditra (4/4) | 16 akao |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.78] [Betsimisaraka]
filao (hazo) |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.196] Nom local du filao : Casuarina equisetifolia L. (Casuarinaceae). Bois employé à la construction des pirogues à balancier ; on en fait surtout les mâts amovibles de ces pirogues, transformables en piliers de tente lors des séjours à terre. [Sakalava Atsimo]
|
Voambolana |
20 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 22 akao, akoa, aoka, oaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |