|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alaotra
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny anglisy  4  the sea. [Mal. lant; Ar. al-latat, the sea.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  nom donné à la mer [1.3#22]
6  haute mer. [Tankarana] [1.19]
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)10  Alaotra
Singan-teny  11  alaotra
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  13  Haitoetany: renirano, farihy
Fanazavàna teny anglisy  14  the name of a lake in the Antsihanaka province [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15  nom d'un lac dans la province d'Antsihanaka [1.3#22]
Ohatra  16  Tany ampita atsinanan' Alaotra aloha no nalehany. [2.472]
17  Moa tsy toy ny tahon' afokasoka atsipy ao anatin' Alaotra ampangotrahin' ny vilany goavambe ny lakankelinay? [2.471]
18  Tu t'émerveilleras de voir des oiseaux blancs
plus blancs que neige et nacre, escorter vigilants,
des berges de l'alôtre aux rives de l'Ikoupe
la génisse nomade aux yeux de pleine lune aussi beaux qu'une coupe
[2.466]
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila  20  Fitanisana

Fivaditsoratra  21  Alaotra, alaotra, aloatra, Alaotra, alaotra, aloatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03