|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  ambàka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny fameno :
5  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6  (ambakavaka no fampiasa kokoa): Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  balbutiement, embarras [1.3]
Tovy hevitra  8  ambakavaka
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny ambàka io

Teny iditra (2/6)10  ambaka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  Fomban-tolona omby atao toy izao: ny tanana havanana mitazona ny trafony ary ny havia kosa manodidina ny vozony [Tsimihety] [1.1]

Teny iditra (3/6)13  ambaka
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  15  excelled, exceeded, beaten: tsy mety raha ambaka noho ny biby isika amy ny fitiavana zanaka (it is not right that we should be excelled by animals in the love of offspring) [1.2]
16  inferior to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17  inférieur, surpassé: Ambàka noho ny zandrinao va hianao? (Es-tu supérieur à to cadet?) ~ Tsy ambàka noho ny zokinao hianao (Tu n'es pas inférieur à ton ainé) [1.3]
18  inférieur [1.8]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny 

Teny iditra (4/6)22  ambàka
Sokajin-teny  23  anarana
Sampanteny 
24  Matoantenin' ny mpanao :
25  Matoantenin' ny iharana :
26  Matoantenin' ny fameno :
27  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  28  Fifetsena, lainga hamitahana ny tsy mahalala, tetika hangalarana mba hahazoana tombony, na amin' ny varotra na amin' ny lalao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  29  root not used. See fitaka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  30  tromperie, tricherie, fraude [1.3]

Teny iditra (5/6)31  ambaka
Sokajin-teny  32  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  33  of the same volume or bulk [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  34  comme. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (6/6)35  ambaka
Sokajin-teny  36  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  37  tsy mahay, bado [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  38  ambaka, ambàka, maka ba, ambaka, ambàka, maka ba

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26