|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambalavato
Singan-teny  2  vala, vato
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taifasy] laoka tsara natokan'ny vavy ho an'ny vadiny mba hohaniny amin'ny sakafo manaraka
Voambolana  5  Toe-karena: hanina

Teny iditra (2/2)6  Ambalavato
Singan-teny  7  vala, vato
Sokajin-teny  8  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  9  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  10  Ambalavato, ambalavato, Ambatolava, ambatolava

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08