Teny iditra ambarao
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ambara [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on révèle, manifeste, dit, signifie: Nambarany ny anaran’ ilay nangalatra (Il a révélé le nom de celui qui a volé) ~ Izao no ambarako aminao (Voici ce que j'ai à vous dire) [1.3]
Ohatra 
1Ambarao ny sitrakao, ka ny kanto mba idiro. [2.1022]
2Koa raha mba misy fantatrareo, ambarao aminay. [2.324]

Teny iditra ambarao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Andian-drahona fotsy mitsangana erỳ avaratra andrefana mitondra rivotra [1.1]
Voambolana 
Renianarana rivotra
Anarana iray reny alapoie, ampalo, ampela, añimbaratra, añina, añindambo, añintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafio-drivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19