Teny iditra (1/3) | 1 Ambondrombe |
Fototeny | 2 any |
Singan-teny | 3 vondrona, be |
Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
5 Haitoetany: tanàna |
Tsanganana sy sary iray takila |
6 Fitanisana |
Teny iditra (2/3) | 7 Ambondrombe |
Fototeny | 8 any |
Singan-teny | 9 vondrona, be |
Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
11 Haitoetany: temdrombohitra, saha |
Fanazavàna teny frantsay |
12 montagne importante du massif de l' Andringitra, au sud de Fianarantsoa et dans le pays des Tanala. 13 Les anciennes croyances malgaches placèrent sur ces montagnes le séjour après la mort des âmes végétatives (ambiroa) qui y faisaient, croyait-on, à longueur de jour, un bruit multiple, allant du chant du coq au grondement du tonnerre, en passant par le brouhaha confus des foules. Le Pasteur Shaw, le premier Européen à monter sur l'Ambondrombe en 1882, a reconnu y avoir effectivement entendu un ensemble de bruits insolites qu'il tâchait d'expliquer par les fracas des torrents et des cascades qui se répercutaient de sommet en sommet par toute la montagne vallonnée en effet de-ci de-là de gorges profondes. 14 Beaucoup de poverbes font allusion à Ambondrombe, habitat des esprits, et sont souvent cités. [1.11] 15 sens direct : où il y a beaucoup de massettes ; sens abstrait, mystique : où se réunissent les âmes des morts. D'où le caractère sacré de cette montagne [1.196] |
Ohatra |
16 ambondrombe, dia toy izany no fomba ny sy toetoetra n' ambondrombe, dia tendrombohitra avo mifono ala, eny atsimo ny Fianarantsoa manao atsinanana eny [2.48] |
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny Ambondrombe io |
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Fitanisana |
Teny iditra (3/3) | 19 Ambondrombe |
Fototeny | 20 vondrona |
Singan-teny | 21 vondrona, be |
Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
23 Haitoetany: tanàna |
Fanazavàna teny frantsay |
24 petit village situé près de l'embouchure de la Mahamavo, au nord-est de Mahajanga. [3.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
25 Fitanisana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |