Teny iditra (1/4) | 1 ambony |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany 4 Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Above, over, higher in rank. The opposite to ambany [1.2] 6 above, up 7 ambònin'ny ... : above ... [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 en haut, au-dessus 9 ambònin' ny ... : au-dessus de ... [1.8] |
Sampanteny |
|
Tohi-kevitra | 14 ambany |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny | 49 Ilay fitsara ambony (Razakarivony Arthur) |
Tsanganana sy sary iray takila |
50 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (2/4) | 51 ambony |
Sokajin-teny | 52 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
53 Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka 54 Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy 55 Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony. 56 Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava [1.1] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (3/4) | 62 ambony |
Sokajin-teny | 63 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
64 atsinanana [Sihanaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
65 The east [Provincial]
[1.2] |
Voambolana |
66 Toerana |
Teny iditra (4/4) | 67 ambony |
Sokajin-teny | 68 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
69 indray [Taisaka]
[1.78] |
Tovy hevitra | 70 ambola |
Tsanganana sy sary iray takila |
71 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 72 abonim, ambino, amboni, ambony, anomby, imbona, iomban, manibo, mañoby, mboany, miboña, namboy, naombi, niomba, nombai, ombain, ombany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |