Teny iditra (1/2) | 1 amborasaha |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry 4 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Zavamaniry fanao ody tazo manampy ny kininina ny fakany, sady manakely ny atodintazo (Burasaia madagascariensis) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [saha, a field.] A shrub, from the leaves of which the Sihanaka make a decoction and give to those who are possessed by the vazimba, as also to those who have gonorrhea. The fruit is also pounded and rubbed on the fontanelle of newly-born children. Tambourissa sp. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 (1) (de ambora = nom générique des tambourissa, et saha = vallée). [1.196] 8 Tambourissa baronii Drake (Monimiaceae) [1.196] 9 Tambourissa hildebrandtii Perkins et Tambourissa trichophylla Baker (Monimiaceae). Voir ambora (1). [1.196] |
Singan-teny | 10 ambora, saha |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (2/2) | 14 amborasaha |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Voambolana |
16 Haizavamaniry: ahitra |
Fanazavàna teny frantsay |
17 Corruption d'ambarasaha, et hybridation avec ambora, d'où de nombreuses confusions. [1.196] 18 Burasaia gracilis Decne. (nom déjà mentionné par Chapelier 1803). Burasaia madagascariensis (Baill.) Diels ; Spirospermum penduliflorum DC. (Ménispermaceae). [1.196] 19 Pittosporum ochrosiifolium Bojer (Pittosporaceae). [1.196] 20 Hypericum lanceolatum Lam. (Hypericaceae). [1.196] |
Singan-teny | 21 ambora, saha |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |