|
|
|
|

Teny iditra 1  amonoana
Fototeny  2 vono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Ohatra  8  Ento amin' izay hamonoana azy io olo-meloka io (Conduisez ce condamné au lieu du supplice) [1.3]
9  Raha vizambizana ianao ndeha re hamonoako akoho fa aza be rediredy toy izany [2.470#25]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  11  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  amonoana, 12 manaonao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21