|
|
|
|

Teny iditra 1  ampandrenesina
Fototeny  2 re
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to be announced; to have something announced to one [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on annonce; à qui on annonce, qu'on informe [1.8]
9 qu'on fait savoir [1.5#239]
Ohatra  10  Izay vao ampandrenesina ny fokolonona [2.436#59]
11  Dadabe, nampandrenesina ny resakay va ianao? [2.270#47]
12  Ary nampandrenesiny izahay mivady noho ny maha ray aman-dreny anay [2.59#321]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19