|
|
|
|

Teny iditra 1  ampomboina
Fototeny  2 ampombo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Toroina, torotoroina, mongomongoina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on brise, qu'on bat [1.3]
Mpanahaka  10  havokavohana, 11  Kapohina, 12  velezina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22