Teny iditra (1/2) | 1 andahiny |
Fototeny | 2 any, lahy, -ny |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10] ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively, ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the bass end of the drum; the treble chord of the valiha. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes |
Voambolana |
7 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Tohi-kevitra | 8 ambaviny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny andahiny io |
Teny iditra (2/2) | 11 andahiny |
Fototeny | 12 any, lahy, -ny |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.10] amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets. izay miditra ao amin' ny ilany keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures. etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide 16 [1.5] pièce mâle |
Tohi-kevitra | 17 ambaviny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny andahiny io |
Fivaditsoratra | 20 andahiny, andiniha, danihina, dinahina, hadaniny, hadinina, hanidian, hanidina, hiandany, hidanina, hidinana, idanihan, idinahan, nahadiny, nahidina, niandahy, nidaniha, nidinaha, nihadian |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |