|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  andalana
Fototeny  2  lalana
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  9  Laharana: Ataovy dimy andalana ireto dabilio ireto
10  Laharan-tsoratra: Isao mby andalana firy isantakila amin' itỳ boky itỳ/ Rehefa miova andalana dia soratana atao sora-baventy ny tarehin-tsoratra voalohany amin' ny teny voalohany
11  Ambaratonga, zanatohatra: Misy andalana sivy ny gradin' ny miaramila
12  Karazana: Maro andalana ny fakampanahy [1.1]
13  fitambaran'ny teny mifanesy ao amin'ny tsipika iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  14  Arrangement in rows; different, various (as to kinds). [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15  rangée, un rang, lignes, sillons: Ataovy andalana telo ireo tavoahangy ireo (Faites trois rangées de ces bouteilles) ~ Andalan-tsoratra firy no ao? (Combien y a-t-il là de lignes d'écriture?) [1.3]
16  ligne, vers [1.13]
Haiendriteny 
17  Tsotra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)24  an-dalana
Fototeny  25  ana
Sokajin-teny  26  tambinteny
Fanazavàna teny frantsay  27  dans le chemin, en route [1.3]
Ohatra  28  Ataoko telo andalana ity fanjakana ity. [2.508#]
29  ny paikan' andalana, mitsaikontsaikona; [2.314#]
30  Mafana aoka izany ny fony mamaky teny andalana vitsivitsy ao. [2.499#]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  32  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (3/3)33  andalana
Fototeny  34  lala
Sokajin-teny  35  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  36  [1.3#375]
Haiendriteny 
37  Ny ankehitriny :
38  Ny lasa :
39  Ny hoavy :
40  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  41  alandana, an-dalana, andalana, alandana, an-dalana, andalana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15