|
|
|
|

Teny iditra 1  andrahoina
Fototeny  2 handro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on fait cuire ou bouillir [1.3]
Ohatra  9  Da nampamono akoho, hono, Rafotsiarifanahy, ka nasainy nandrahoina, ka nony masaka, dia naniraka ankizivavy roa izy hanatitra azy. [2.293]
10  koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina. [2.996]
Tsipelina hafa  11 ahandroina, handroina
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe andrahoina
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ahandroina, 15 Anahidrano, andrahoina, 16 rahondiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22