| Fanazavàna teny malagasy |
8 Masahina amin' ny afo, na tenehina izany na ampangotrahina: Efa nohandroinao ve ny vary?
9 (Manana endrika roa hafa izay samy fampiasa tsara io teny io:
10 1) ahandroina, izay nalaina avy amin' ny fifanahafan' endrika amin' ny matoanteny mpamari-toe-javatra ahandroana: Efa nahandroinao ve ny vary?
11 2) andrahoina, izay teny mifamadi-baninteny amin' ny ahandroina ihany (jer. Ahazoana sy azahoana): Efa nandrahoinao ve ny vary?
12 Marihina fa amin' izy telo ireo, dia ity farany no be mpampiasa indrindra)
[1.1]
|