Teny iditra | 1 andrahoina (handro) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 Qu'on fait cuire ou bouillir [1.3] |
Ohatra |
4 Da nampamono akoho, hono, Rafotsiarifanahy, ka nasainy nandrahoina, ka nony masaka, dia naniraka ankizivavy roa izy hanatitra azy. [2.293] 5 koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina. [2.996] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 ahandroina, handroina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny andrahoina io |
Fivaditsoratra | 13 ahandroina, Anahidrano, andrahoina, rahondiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |