Teny iditra andraso (andry)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana andrasana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.5]
Ohatra 
1Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy [1.1]
2Andraso eto aho vetivety. [2.471]
3Andraso eto vetivety aho! [2.529]
4Andraso kely angaloha, hoy ny sahona. [2.314]
5Andraso aloha fa sao misy hevitra hafa. [2.472]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16