|
|
|
|

Teny iditra1  andriamby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tenan-javatra fahita any anatin' ny tany, manana hery manokana hanintona ny vy sy ny metaly sasantsasany
4  [1.13] karazana vy manana toetra misintona vy hafa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] magnetic iron, a loadstone; a magnet
6  [1.7] magnet
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.5, 1.8] aimant
8  [1.13] aimant
Ohatra  9  [2.4#] Ohatra ny andriamby nanintona ny masoko ilay izy.
10  [2.529#] Mbola miasa tsara ihany ilay andriamby manintona ny vehivavy eny aminy.
11  [1.280#] Nihevingevina toy ny fanjaitra akekezin'ny andriamby ny tovolahy noseraniny.
Voambolana  12  Taozava-baventy
Singan-teny  13  andriana, vy
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07