Teny iditra (1/2) | 1 andriandahy |
Singan-teny | 2 andriana, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Teny fanajana fanao ao alohan' ny anaran' andriana lehilahy na iantsoana na ilazana azy raha miresaka aminy: Ny andriandahy koa be vazivazy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] A nobleman, a prince. |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny andriandahy io |
Teny iditra (2/2) | 7 andriandahy |
Singan-teny | 8 andriana, lahy |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakalahy |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [3.1] A king in cards |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [3.1] Un roi dans un jeu de cartes |
Voambolana |
13 Kilalao |
Mpanahaka | 14 ampamaky, andriambavy |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |