|
|
|
|

Teny iditra1  angivy
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: hazo
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavamaniry lehibe noho ny anana nefa kely noho ny hazo madinika; mangidingidy mahafinaritra ny voany ka be mpitia andrahoina miaraka amin' ny ro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the name of a prickly shrub. Solanum crythracunthum, Bojer. Same as hery, voangivy, and roingivy (Bets.), which last see. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  (de ngivy, mis pour ngidy: amertume extrême) Nom générique des fruits des solanum consommés comme condiments. Ce sont surtout : Solanum erythracanthum Bojer ex Dunal, Solanum heteracanthum Merr. & L.M. Perry, Solanum indicum L. et Solanum macrocarpon L. (Solanaceae). [Merina] [1.196]
[Betsileo]
[Sihanaka]
[Betsimisaraka]
Ohatra  7  Valin-kabary ity ka ho boriboriako toa voan' angivy ihany aloha. [2.245]
Tovy hevitra  8  hery, roingivy, voangivy
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny angivy io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31