Teny iditra | 1 voangivy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haizavamaniry: hazo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 (de voa : fruit, et angivy). Nom des fruits des angivy, surtout pour les espèces à petits fruits : Solanum erythrocarpon G.Mey et Solanum heteracanthum Dunal (Solanaceae). On les utilisait dans les cérémonies rituelles pour exorciser les enfants nés sous le signe l'alahamady (le Bélier). Ils sont très amers. [1.196] |
Ohatra |
5 Voampo na voangivy notohizina natao ravaky ny ankizy, nanao fampitaha. [2.69] |
Tovy hevitra | 6 angivy, hery, roingivy |
Singan-teny | 7 voa, angivy |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny voangivy io |
Fivaditsoratra | 11 voangivy, voavingy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |