Teny iditra | anjamby | |
Singan-teny | anja ; -by (vy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | (anjam-by) barre de fer [1.13] | |
[Tankarana] Barre de fer. (bolongam-by). [1.19] | ||
Ohatra | Ary miraikitra amin' ny velona ihany ny anjamby nahafahan' ny maty, ka tsy afa-mitsangana izahay sisa velona
[2.649] | |
Tovy hevitra | anjaby ~ bolongam-by ~ tso-by | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21 |