Teny iditra (1/2) | 1 ankadilanana |
Singan-teny | 2 hadilanana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a neck of land joining two hills |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes 6 [1.5] col |
Ohatra |
7 hoy Marolaza, filohan' ny Isaha - fitazatazanan' Ambositra ity ankadilanana ity! [2.270#38] |
Voambolana |
8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 9 hadilanana |
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny ankadilanana io |
Teny iditra (2/2) | 12 Ankadilanana |
Singan-teny | 13 ankadilanana |
Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [3.1] quartier de la vieille ville haute de Antananarivo |
Ohatra |
16 Tsy maintsy toe-javatra toy izany koa no mampiova an' ankadilanana ho Ankadilalana, raha marina fa avy amin' ny dilana no niandohan' io teny io. [2.285#39] |
Voambolana |
17 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 18 Ankadilanana, ankadilanana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |