|
|
|
|

Teny iditra1  antenimiera
Singan-teny  2  teny, miera
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fivorian' olona vitsivitsy ao anatin' ny fikambanana iray mba hihevi-draharaha
5  [1.13] andrim-panjakana iray misy ny olom-boafidy mamolavola mifidy ary mandany ny lalàna
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13, 1.5] assemblée
Tovy hevitra  7  komity
Mpanahaka  8  komity
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  15  antenimiera, nitemeranay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21