|
|
|
|

Teny iditra1  antomo-dava ohatra ny andro fandroana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  antomotra, lava, ohatra, andro, fandroana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza andro iray malaza na mahafinaritra ao anatin' ny taona ka eritreretina foana, fa lasa ny eo dia ny manaraka indray no heverina hany ka toa akaiky foana no fiheverana azy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07