Teny iditra | 1 antsoantso (antso) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 fitenenana mafy, fivazavazana [1.1] |
Ohatra |
8 Izao anefa: tsy misy antsoantso izany. [2.472] 9 tsy mba renareo angaha izany antsoantso? [2.324] 10 Nony nisasaka ny alina, velona ny antsoantso hoe : "Vonjeo! [2.649] |
Fivaditsoratra | 11 antsoantso, atsontsona, ontsaontsa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |