Teny iditra arahaba ho arivo tratran' ny taona (arahaba, ho, arivo, tratra, taona)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha tojo ny taom-baovao [1.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31