Teny iditra | 1 arahaba nahazo ny rariny |
Singan-teny | 2 arahaba, mahazo, rary |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Voambolana |
4 Teny fanajana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy naharesy an' ady amin' ny fitsarana [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21 |