|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba nomen' andriamanitra ny hitsiny
Singan-teny  2  arahaba, omena, Andriamanitra, hitsy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Teny fanajana
Fanazavàna teny malagasy  5  teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy olona nampinomina ka velona soa aman-tsara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20