|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba nomen' andriamanitra ny hitsiny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy olona nampinomina ka velona soa aman-tsara
Voambolana  4  Teny fanajana
Singan-teny  5  arahaba, omena, Andriamanitra, hitsy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07