Teny iditra | 1 arahaba ririnina ê |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Voambolana |
3 Teny fanajana |
Fanazavàna teny malagasy | 4 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy hasoavan-jaza, ny olona rehetra dia tsy nifanao akory fa nosoloana hoe: Arahaba ririnina ê! [1.1] |
Singan-teny | 5 arahaba, ririnina, e |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |